Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Septambra, 2018
Niala tsiny ny filoha Serba noho ny fanononana fahatany ny vaovaon'ny The Onion, seha-baovao mpanesoeso
Niala tsiny ampahibemaso tamin'ny vahoaka tamin'ny zoma 14 septambra 2018 ny filohan'i Serbia Aleksandar Vučić, noho ny filazana fa misy maty isaky ny folo segondra ireo mpanadio varavaran-kely any Etazonia, izay anisan'ny fanamarihany mikasika ny fahafatesan'ireo mpiasa roa tao amin'ny toeram-panorenana Belgrade Waterfront.