· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Aogositra, 2017

Bosnia Sy Herzegovina: Tsingerintaonan'i Srebrenica

  18 Aogositra 2017

Nankalaza ny faha-13 taonan'ny famonoana tao Srebrenica i Bosnia sy Herzegovina tamin'ny 11 Jolay izay nofaritan'ny ny Fitsarana iraisampirenena tao La Haye ho fandripahana mamely ny mponina Miozolomana tao amin'ny faritra. Mitatitra ilay fahatsiarovana antserasera ao amin'ny tontolon'ny bilaogy sy Facebook i Elia Varela Serra.