Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Jolay, 2017
Serbia: Fijery Maro Kokoa Momba ny Nahavoafidy Indray an'i Boris Tadic
Nandalo fanadinana anisan'ny sarotra indrindra ny demaokrasia tao Serbia, valo taona taorian'ny fiafaran'ny fitondran'i Slobodan Milosevic: dia voafidy tamin'ny ampaham-bato 50,5 isanjato indray ny filoha ankehitriny Boris Tadic tamin'ny 3 febroary teo manoloana an'i Tomislav Nikolic izay nahazo 47,9 isanjato.