Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Jona, 2017
Namoaka Ny Fanisanandron'ny ‘Fanamelohana Ho Faty’ Ny Sampandraharahan'ny Fonja Federaly Ao Rosia

Manasongadina ny fomba fitantanana ny fanamelohana ho faty samihafa isam-bolana ny fanisanandro mitondra ny lohateny hoe "Ny Fomba Ambony Indrindra amin'ny Fitsarana Ara-tsosialy".