Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Novambra, 2016
Mankalaza Ny Fandresen'i Trump Ny Nasionalista Sy Ny Mpandrendri-Bahoaka Any Serbia Sy Makedonia
Nampientanentana fatratra ireo politisiana elatra havanana sy ireo mpikambana ao aminy any amin'ny firenena Balkan maro ny fandresen'i Donald Trump tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena tany Etazonia, indrindra noho ny tsy fitiavana an-dry Clinton.