Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Jona, 2016
‘Ilay Andro Nahalasa Ahy Ho Tarehimarika Adaladala': Ny Dian'ny Siriana Iray Mpialokaloka Ho Any Eoropa

"Zavatra tsy irinao hiainana velively mihitsy raha tsy hoe tena efa tsy mahita hiantorahana intsony ianao," hoy Zozan Khaled Musa manoratra momba ny diany hikaroka fialofana namakivaky ny Atsinanan'i Eoropa.