· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Jona, 2008

Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany

  30 Jona 2008

Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten.