Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Avrily, 2017
Mandrara Ny ‘Fitaomana Ara-politika’ Ny LiveJournal Taorian'ny Namindrana Ny Lohamilina Ho Any Rosia
Manao fiarovan-tena ho azy sy ny ho an'ny mpiserany fotsiny izy noho ny mety hetsika mety hiteraka "manjavozavo ara-pitsarana"
Fantaro Ilay Mpiady Sady Mpanoratra Sady Pretra Lian-drà Ao Rosia
Tamin'ny volana Martsa, namalifaly ireo mpisera aterineto Rosiana tamin'ny fampisehoana miavaka heverin'izy ireo ho fitiavan-tanindrazana i Zakhar Prilepin sy Vsevolod Chaplin .
Tian'ny Mpanao Lalàna Rosiana Tsy Hahazo Hiditra Media Sosialy ny Ankizy, Ary Takiany ny Fisoratana Amin'ny ‘Anarana Tena Izy’
Tian'ny mpanao lalàna ao amin'ny faritr'i St. Petersburg tsy hisy ankizy latsaky ny 14 taona ny media sosialy an-tserasera, ary hofoanana ny fanafenana anarana amin'ny aterineto.
Manao Famoretana ny Mpanakana Tranonkala Rosiana Mialoha ilay Hetsi-panoherana Iadiana Amin'ny Kolikoly
Manenjika ireo mpikarakaran'ny fihetsiketsehana izay kasaina hatao amin'ny 2 Aprily ny lehiben'ny fampanoavana ao Rosia mialoha ny hetsi-panoheran'ny mpanohitra lehibe indrindra hatramin'ny taona 2011-12.
Nanome Fitaterana Maimaimpoana Ny Mpamily Fiarakaretsaka Sy Ny Olon-tsotra Taorian'ny Fanafihana Tao Saint-Petersbourg
Rehefa voatery nakaton'ny manampahefana ny metro-n'i St. Petersburg noho ny fanafihana, dia nifanampy tamin'ny fomba lehibe ireo mponina tao an-tanàndehibe.
Aza Manao Izay Hahatezitra Ireo Anti-Kremlin ao Rosia. Tsy Ho Tianao Rehefa Tezitra ny Mpanohitra
Izay noheverina ho valibontana natao tamin'i Alexei Navalny, mpitarika ny fanoherana ao Rosia no lasa nivadika ho fanoherana an-tserasera.
Arahaba Nahatratra ny Fetin'ny Lainga, Hoy ny Masoivoho Rosiana
Fetin'ny Lainga, nitondra ny anjara lalaony ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny Rosiana.