· Avrily, 2017

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Avrily, 2017

Mikomy Ny Tanora Rosiana

Akon  20 Avrily 2017

Nankahery ny fanentanana amin'ny ady amin'ny kolikoly ataon'i Alexey Navalny tamin'ny fandrisihina ireo mpanabe any an-dakilasy sy fizaràna ny sarin'ireo mpampianatra sy mpitantana miezaka mamoky ireo mpianatra amin'ny hevitra manohitra hetsika ara-politika ireo tanora Rosiana.

Nanakana Ny Zello Fampiasa Talkie-Walkie I Rosia Rehefa Nitokona Ny Mpamily Kamiao

Akon  14 Avrily 2017

Nanambara drafitra hanakanana ny Zello ny mpandrindra ny fampitam-baovao ao Rosia ny alatsinainy teo, fampiasa push-to-talk [tsindrio iresahana] iray amin'ny finday, izay nampiasain'ny mpamily kamiao manao dia lavitra ao Rosia mba handaminana ny hetsi-panoherana tato anatin'ny volana, anisan'izany ny fikarakarana ny fitokonana mandritra ny telo herinandro.

Dimy Taona Tao Amin'ny Global Voices sy RuNet Echo

Akon  11 Avrily 2017

Mankalaza ny dimy taona niarahany tamin'ny Global Voices amin'ny alàlan'ity jery todika ity i Kevin Rothrock, mpamoaka lahatsoratry ny RuNet Echo. Dimy taona nandrakofany ireo vaovao momba ny aterineto sy ny fiarahamonina sivily ao Rosia.