Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2016

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Mey, 2016

Rosia :Mifantoka Amin'ny Fanafihana Manaraka Atao Amin'ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovan-Gazety

Misy olona te-hampisaina mafy ny vahoaka any Rosia fa mivonona ny hivarotra ny anjara fananany anankiroa manan-danja indrindra : ny orinasa mpamokatra angovo Quadra sy ny vondrona mpitrandraka haino aman-jery RBC, ny mpanefoefo iray.

Amporisihan'ireo Manampahaizana Momba Ny Aterineto Rosiana Ny Politikan'ny “Tena Anarana Marina” Amin'ny Fanehoankevitra Amin'ireo Tranonkalam-Baovao

Hetsika vaovao ataon'ireo manampahaizana momba ny aterineto mpiara-dia amin'ny Kremlin ny fikatsahana hanaovana ireo fanehoankevitra tsy misy anarana amin'ny haba-tranonkalan'ny haino aman-jery ety anaty aterineto ho tantara fahiny.

Ny Lafin'ny Firaisana Sovietika Maneho Fahitàna : Sarimiaina Dimy Hamotehana Ny Fanahinao

Ahitàna ny 'Sokina anaty Zavona', 'Oay! Trondro Miteny!' sy ireo sarimiaina hafa....