Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Aogositra, 2014
Twitter “Manakana” Ny Fidirana Amin'ireo Mpisovoka Malaza Ratsy Indrindra ao Rosia

Tsy afa-miditra amin'ny @b0ltai, kaontin'ny vondrona hacker - mpisovoka - iray izay nanaporitsaka tahirin-kevitra anatin'i Kremlin hivoaka amin'ny aterineto tao anatin'ny fito volana izao, intsony ny mpisera Twitter ao Rosia.