Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Janoary, 2014
Rosiana Natao Andevon'ny Filàna Ara-Nofo, Namono Tena Tao Astrakhan
Tsy nisy nahita an'i Borisenko indray raha tsy ny 1 Janoary 2014, rehfa nipoitra tampoka tao an-tranon'ny renibeny izy, nahia kaozatra, tsy nisy zaza, sy verivery saina, ary nilaza fa enim-bolana no niadiany aman'aina tamin'ny naha-andevon'ny filàna ara-nofo azy
Ny Rosiana Miresaka Ny Fiverenan'i Sherlock
Amin'ny mpanoratra rehetra nahazo ny fisaintsainan'ny Rosiana, dia tsy misy angamba lehibe mihoatra noho i Arthur Conan Doyle, ilay Ekosey namorona ny tantaran'i "Sherlock Holmes".
Asa Fampohorohoroana Kambana Nandraisana Taona Vaovao Tao Rosia
Zara raha misy fantatra aloha ny mikasika izay nanao azy ireny, saingy toy ny mahazatra dia efa mandroso ny kajikajiny sahady ny RuNet