· Mey, 2017

Tantara mikasika ny Polonina tamin'ny Mey, 2017

Polonina: Ampitsikio ny Ankizy! – Mora ny Manao Izany!

  27 Mey 2017

Mpilatsaka an-tsitrapo mavitrika hatrany i Tomek sy Weronika na dia mbola tanora tokoa aza izy ireo. Tamin'ny taona 2009, nanomboka ny Dream Mail izy ireo, fanentanana asa fanasoavana izay mampiroborobo ny fanoratana taratasy sy ny karatra paostaly ho an'ireo ankizy marary mafy.