Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Desambra, 2018
Rosia: Politika Sy Fanakona-masoandro Tao Samara
Ny 1 Aogositra 2008, andron'ny fanakonana tanteraka ny masoandro, tao an-tananàn'i Samara i Oleg Klimov, ilay Rosiana mpaka sary fanao an-gazety mba hihaona amin'ireo solontenan'ny mpanohitra eo an-toerana.
Serbia: Maneho hevitra Mikasika Ny Fisamborana An'i Radovan Karadzic Ireo Blaogera Serba
Voasambotra i Radovan Karadzic, Filoham-pirenen'ny Repoblika Serba ao Bosnia, andro vitsivitsy taorian'ny tsingerintaona faha-13n'ilay fandripahana olona tao Srebrenica , izay nitarika fahafatesan'olona 7 000, ka sivily miozolomana ny ankamaroan'izy ireo tamin'izany.
Bitsika Afghana: ny Hamas, ny Demokrasia ary ny Sariitatra
Miresaka momba ny fandresen'ny antoko Hamas tamin'ny fifidianana sy ny tsy fahavononan'i Afghanistana handray ny demokrasia ary ny hatezerana manoloana ny sariitatra maneho an'i Mahommet nivoaka tanatina gazety Danoà ireo bilaogera.