Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Septambra, 2016
Manao Tompody Fohy i ‘Dikan’ Tantara an-Tsary Yogoslavy Milaza Fa Misy Lafiny Maha-Taranaka Mpifindra-monina Hatrany Antsika Rehetra
"Lasa miaina ao anaty aterineto ihany koa izahay Slavy Voalohany. Miarahaba anareo tongasoa sy hahazo fahafinaretana izahay."
Nilaza Izy Fa Mahatadidy Zavatra Ny Selan'ny Tranon-jaza.’ Fantaro Ny Mpiadidy Vaovao ny Zon'ny Ankizy Ao Rosia
Mino ny "Telegonia", petrakevitra ara-tsiantifika milaza fa afaka mandova ny toetran'ny sakaiza taloha niray ara-nofo tamin-dreniny ny ankizy ny mpiadidy vaovao amin'ny zon'ny ankizy ao Rosia.
Manana Fahavalo Matanjaka Ilay Tsy Mpino An'Andriamanitra Nilalao Pokemon-Go Tany Am-piangonana Ao Rosia
Nilaza ny fiangonana fa tsy "voatery hanao ny famelan-keloky ny Kristianina", na ny "fitiavana kristianina," izy, famin'ny fanazavana fa tsy nangataka ny ilay voalohany [famelan-keloky ny Kristianina] i Sokolovsky ary mitsipaka ity farany [fitiavana kristianina]
Karatra Paostaly Avy Amin'ny Vondrom-piarahamonin'ireo Vietnamiana Ao Slovakia
"Na maro aza ireo Vietnamiana monina ao anatin'ireo faritra ireo, tsy raharahan'ny kaominina akory izany."