Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Janoary, 2019

07 Janoary 2019

Serbia: Paradisan'ireo Mpifoka Sigara

Nanamarika ny Androm-pirenena ho an'ny tsy Fifohana Sigara i Serbia ny 31 Janoary teo, saingy, araka ilay voalazan'ny bilaogera Serbiana iray, "Paradisa sy El Dorado an'ireo mpifoka sigara i Serbia."

05 Janoary 2019

Lehilahy mpikirakira solosaina voasambotra noho ny nanaovany fanandramana ny tranonkalan'ny filoha Poloney

GV Mpisolovava

 Mety hiatrika sazy telo taona an-tranomaizina i Marek W. Poloney, 23 taona, mpikirakira (programera) solosaina noho ny famoronana  rindrambaiko Googlebombing izay mampifandray ny tranonkalan'ny filoha Poloney Lech Kaczynski amin'ny teny hoe "kutas" midika hoe "penis (bibity)" amin'ny teny poloney.

04 Janoary 2019

Serbia: Belgrade ho an'ny Monopoly

Iray amin'ireo kilalao lalaovina amin'ny boritra malaza indrindra eran-tany ny Monopoly, ary misy fifidianana ireo tanàna 24 izay ampidirina anatin'ny Fanontana Manerantany an'ity kilalao ity mandeha amin'izao. Nikarakara hetsipanentanana ireo bilaogera Serba mba hanampiana ny renivohiny, Belgrade, hahazo toerana iray anatin'ny lisitry ny Monopoly.

Kroasia, Serbia : Sainan'ny fisakaizàna

Mba ho tandindon'ny fampihavanana ny firenena roa tonta dia namorona saina nampitambarana ny an'i Serbia sy Kroatia ny tanora roa avy amin'ireo firenena roa tonta ireo. Marobe ireo Serba sy Kroaty mpisera amin'ny aterineto no naneho hevitra tamin'io vaovao io, ny sasany manameloka, raha ny hafa kosa nankasitraka.

Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy alakamisy – jona 2005

Satria niteraka tabataba manerantany ny famoretana ataon'ny governemanta ao Zimbaboe antsoina hoe "Operation Restore Order (Hetsika Fametrahana Filaminana)", dia manoritsoritra ny zavatra toy ny "nijery ny endriky ny ratsy" i Sokwanele.

03 Janoary 2019

Sary avy ao Azerbaijan: Mijoro ho amin'ny demaokrasia

Ity sary ity dia mampiseho mpanohana ny sampam-pifidianan'ny mpanohitra ao Azerbajian, Azadliq, ("Fahalalahana") mijoro eo ivelan'ny iray amin'ireo tranobe, roa andro taorian'ny fifidianana parlemantera tamin'ny faran'ny herinandro

02 Janoary 2019

Nanao fihetsiketsehana isak'alina ny Hongroà hanoherana ny rafi-pitsarana vaovao sy ilay antsoina hoe “Lalànan'ny Fanandevozana”

Nanao hetsi-panoherana teo anoloan'ny lapan'ny Parlemanta sy nanerana an'i Budapest ny Hongroà hatramin'ny nandanian'ny antoko elatra ankavanana an'i Viktor Orbán  ny volavolan-dalàna ahafahan'ireo mpampiasa mitaky asa fanampiny 400 ora isan-taona amin'ny mpiasa sy volavolan-dalàna mety hanamora ny fitoriana iarahana amin'ireo mpitsara tsy mivadika amin'ny antokon'i Orbán.