· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Mey, 2018

Bilaogera amin'ity herinandro ity: Elena Ignatova

  05 Mey 2018

Na dia tsy bilaogera aza ara-teknika ny Bilaogeran'ny herinandro anio, malaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Makedoniana amin'ny asany ao amin'ny Global Voices amin'ny teny Makedoniana izy, satria mpandika teny sy tonian-dahatsoratra ao izy. Ankoatra izay, tonian-dahatsoratra ao amin'ny Global Voices Albaney ihany koa izy, ary mpankafy mamaky bilaogy.