· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Desambra, 2017

Ny Paositra Ao Rosia

  10 Desambra 2017

Eo amin'ny adiny folo eo ny mandeha fiarandalamby mankany Kyiv, Okraina raha miala ao Moskoa, Rosia. Saingy ny taratasy alefa amin'ny Air Mail avy ao Moskoa dia tsy tonga any Kyiv raha tsy efa ho folo andro.