· Jona, 2015

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Jona, 2015

Manangon-tsonia Ho An'ny Facebook ny Okraniana Sy Rosiana Mba “Hampiato Ny Fibahanana Ara-politika”

Akon  03 Jona 2015

Ukrainians and Russians are petitioning Facebook on the Change.org website to protest what they insist is an ongoing issue: unwarranted and biased blocking of Ukrainian and Russian Facebook profiles. .................... Manangon-tsonia ao amin'ny Change.org halefa ho ann'ny Facebook ny Okraniana sy Rosiana mba hanoherana ilay itrikitrihan-dry zareo ho fandraràna mitanila, tsy azo antoka, mitohy manjo ireo mombamomba ny Facebook-n'ny Okraniana sy Rosiana