· Jolay, 2013

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Jolay, 2013

Ny Vaovao Mahatsiravina Hiahiahiana An'i Navalny

Akon  08 Jolay 2013

Nanindrona tokoa ilay fandraisam-pitenenana famaranana nataon'i Alexey Navalny tao amin'ny fitsarana, izay mety hampigadra azy enin-taona no mihoatra, fandraisam-pitenenana namely mafy ny governemanta, izay nantsoiny hoe “fitondrana feodaly."

SARIPIKA: Zavakanto An-Tanandehiben'i Budapest Tokana Aman-Tany

  04 Jolay 2013

Ny renivohitr'i Hongria, izay efa malaza amin'ny tantara, ny zavakanto ary ny rafitranony, no hita mamelona ny sangan'asa an-tanandehibe tokana aman-tany mampiavaka azy andro maromaro izao. Mipongatra isan'andro ao amin'ny tambajotra sosialy tahaka ny Twiter sy ny instagram ireo sary sy fanehoan-kevitra hita amin'ny alalan'ny teny ifankafantarana #streetart (kanto an-dalambe)...