Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Septambra, 2024
Trangan-kohadavareny 25 tanaty herinandro iray tao Makedonia Avaratra, saika tsy vita vakisiny ny ankamaroany
“Ilaina ny mahatsiahy ny aina tandindonin-doza, indrindra ireo an'ny kilongantsika. Efa voaporofo ho azo antoka sy mahomby ny vakisinin'ny kohadavareny, ary ny zavatra ataontsika anio no mandrafitra ny fahasalamanatsika rahampitso."