Tantara mikasika ny Estonia tamin'ny Janoary, 2014
Ratsy Vintana Ny Mariazin'ilay Rosiana Biraokraty Miliaridera

Niteraka onja indray ny asa an-tserasera nataon'ilay Bilaogera mpitari-dalana amin'ny ady amin'ny kolikoly ao Rosia, Alexey Navalny, tamin'ny randra-tariham-pilazana mamely an'i Maxim Liksutov, lehiben'ny departemantan'ny fitaterana ao Moskoa.