Tantara mikasika ny Estonia tamin'ny Aogositra, 2008
Zeôrizia sy Estonia: Samy firenena kely ny malemy
Osteuropablog no miresaka (GER) ny fitovitoviana eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena samy kely sady malemy na io Zeôrizia na i Estonia, ary dia mieritreritra sahay izy amin'izay hitranga mandritra ny lalao...
Ossetia atsimo: Misy ady any Eoropa hoy ny filohan'i Estonia
Suomalais-venäläinen kansalaisfoorumi no mamoaka ny tatitry ny Filohan'i Estonia, Toomas Hendrik Ilves, milaza fa vaky ny ady any Eoropa, ary fanampin'izany lazainy koa ny ultimatum Rosiana (fe-potoana farany eken'i Rosia)...