Tantara mikasika ny Bolgaria tamin'ny Aogositra, 2018
Tsy ampy ny mpitsabo zaza ao Romania, mitsangana ny saina menan'ny faharatsian'ny rafi-pitsaboana
Hopitaly maro an-tanandehibe ivelan'i Bucharest renivohitra no zara raha misy pediàtira (mpitsabo zaza) iray miasa. Rehefa miala sasatra ireny, dia tsy maintsy mikatona ny sampana satria sarotra dia sarotra ny hanoloana azy.