Tantara mikasika ny Bolgaria tamin'ny Avrily, 2018
Novidian'ny CME Ny Fantsom-pahitalavitra Be Mpijery Indrindra Ao Bolgaria
Nitatitra momba ny fivarotana ny bTV, iray amin'ireo fantsom-pahitalavitra malaza indrindra any Bolgaria, tamin'ny Central European Media Enterprises i Ruslan Trad .

