Tantara mikasika ny Bolgaria tamin'ny Febroary, 2018
Samy Manao Diabe Ao Sofia na ny Mpanome Voninahitra Ny Jeneraly Pro-Nazi, na ny Mpitsipaka ny Fasisma
Andro feno fandaharam-potoana ny 17 Febroary tao Sofia renivohitra Boligara, izay nanaovan'ny mpanohana ny farany havanana diabe ho fanamarihana ny faha-75 taona namonoana ilay minisitry ny fiarovana Boligara Prô-Nazi, Hristo Lukov, ary namaly vao maraina kosa ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra izany ka nanameloka ny nasionalisma sy ny fankahalana vahiny.