· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Bolgaria tamin'ny Jolay, 2017

Hongria: Ny Paprika Ao Szentes

  26 Jolay 2017

Hitako ity toerana ity omaly. Moa ve ny tompon'ity trano ity tena tia fatratra ny Paprika ? Sa fomba iray hahazoana vola fanampiny? Na inona na inona antony, ny zavatra azo antoka dia ny hoe, hiafara ho "zava-manitra" an-dakozia maro ao Szentes ireo paprika natao girilandy tsara tarehy (paprikafuzer) ireo.