· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Bolgaria tamin'ny Marsa, 2010

Bolgaria: Adihevitra momba ny Islamo

  02 Marsa 2010

Nisy olona 40 nanatrika adihevitra mitondra ny lohateny hoe “Islamo heverina ho mampatahotra – lamaody indray ve?” izay notontosaina tao amin'ny “Trano mena” Ivo ho an'ny kolontsaina sy ny adihevitra tao an-drenivohitr'i Bolgaria, Sofia tamin'ny 26 febroary teo. Anisan'ny mpandray anajra fitenenana tamin'izany i Saleh Breh, mpahay haisaina (psychologue) ao...