Tiorkia, manatevina ny laharan'ireo firenena mihevitra hametraka lalàna momba ny olon'ny avy any ivelany (mpitsikilo)Na iza na iza dia azo heverina ho olona mpitari-kevitra daholoMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Miora30 Jona 2024
Miomana ny hanidy ilay sisintany farany fiampitàna iraisany amin'i Belarosia i Pôlônina, raha mbola mitohy kosa ny krizin'ny mpitsoa-ponenanaMisy fifandirana eo amin'ny resaka fiarovana sy ny fitadiavana fialokalofana.Mpanoratra Daria DergachevaNandika Sylvia Aimée30 Jona 2024
Koryo-saram: Ny tantara lava sy mampalahelon'ireo Koreàna tao RosiaSatria lasa mpifanakaiky i Putin sy Kim, dia fotoana izao hahatsiarovana ny tantaraMpanoratra Daria DergachevaNandika Sylvia Aimée28 Jona 2024
Maja Milinković: ilay mpitendry mozika mampivady ny “fado” pôrtiogey amin'ny “svedah” bôsniakaFeonkira sy Tononkira mampalahelo no mampiavaka ny FadoMpanoratra Balkan DiskursNandika Sylvia Aimée26 Jona 2024
Rosiana LGBTQ+ mpikatroka nanatrika ny diabem-pireharehana tao Moldavia‘Tonga hiaro anay ny polisy. Tsy mampino,’ hoy ilay mpikatrokaMpanoratra Daria DergachevaNandika Naomy26 Jona 2024
Fifidianana ho filohampirenena: Ny fomba nitadiavan'ny mpanohitra ao Môldavia ny kandidà iraisany Tsy mbola noresahan'ireo mpandray anjara ny momba iray kandidà iraisanaMpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra22 Jona 2024
Ahoana no handanjalanjan'i Shina ny fifandraisana amin'ny Rosiana sy amin'ny Eoropeana taorian'ny Vovonan'ny Fandriampahalemana tany Soisa?Samy te-ho naman'i Shina na i Rosia na i OkrainaMpanoratra Oiwan LamNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson22 Jona 2024
Avy aiza ireo andian-tantely tsy mahazatra tonga ao Chișinău, Moldova?Vitsy ny tantely dia ao MoldovaMpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra21 Jona 2024
Pretra Orthodoksa iray ao Kazakhstan miezaka manokatra fiangonana iray tsy miankina amin'ny Fiangonana Orthodoksa RosianaKihondalana ny fiezahana hanamarina ny fanafihana an'i OkrainaMpanoratra Ramil Niyazov-AdyljanNandika Andriamifidisoa Zo21 Jona 2024
Fanazavana ny endrika maha-te-ho tian'ny dite Tatars, ary ny ‘ora fisotroana dite tsy misy fiafaràna’Ho an'ny Tatars, "Fanahin'ny ankohonana ny fotoana fisotroana dite"Mpanoratra Elmira LyapinaNandika avylavitra14 Jona 2024