Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Mey, 2024
Maty tany am-ponja ilay Thailandey tanora mpikatroka voampanga ho nanala baraka mpanjaka
"Fampahatsiahivana manafintohina izany manampahefana Thailandey mandà amin'ny fomba hentitra ny fahalalahan'ireo mpikatroka mpomba ny demôkrasia mba hampanginana ny fanehoana am-pilaminana ny tsy fitovian-kevitra."
Mitombo ny fahasorenan'ny vahoaka ao Thailandy noho ny krizin'ny fahalotoan'ny rivotra ao Chiang Mai
“Tsy mbola nampiharina araka ny tokony ho izy ireo fepetra fototra toy ny fampitandremana, ny fizarana fitaovam-piarovana ho an’ny besinimaro ary ny hetsika mahomby amin’ny doro tanety.