Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Novambra, 2017

06 Novambra 2017

Sahanina Any Ivelany Ny Ady Ao Iraka sy Afghanistan

Ny asa amin'ny foibem-piantsoana (call center) no asa irian'reo tanora marobe nahazo diplaoma ao Filipiana satria tsara karama. Nahazo 1,12 miliara dolara tamin'ny fidiram-bola ny indostrian'ny BPO ao Filipina ary nampiasa olona maherin'ny 112.000 tamin'ny herintaona.

05 Novambra 2017

‘Fetiben'ny Hazavana’ Tao Taunggyi Ao Myanmar, Ankalazaina Amin'ny Fandefasana Balaonina Misy labozia Mirehitra

Topazo maso ireo sarin'ilay fombandrazana malaza -- ary indraindray mampidi-doza.

Ny Global Voices Mihaona Amin'ny Media Mahazatra

Niseho teny rehetra teny tany anaty media mahazatra ireo blaogeran'ny Global Voices tato ho ato!

03 Novambra 2017

Indonezia: Ireo Tondradrano Nampihitsoka Ny Renivohitra Sy Ireo Mponina Tao Aminy

Nisarika ny sain'ny media iraisam-pirenena indray i Indonezia noho ny loza voajanahary iray hafa. Tamin'ity indray mitoraka ity (2007), Jakarta renivohitra indray no nolalovan'ireo tondradrano ratsy indrindra tao anatin'ny dimy taona.

Nanaisotra Vetivety Ny Fanabeazana Ara-pananahana i Manila

Nanapa-kevitra hanaisotra ny taranja momba ny fampianarana ara-pananahana ny manampahefana misahana ny fanabeazana ao Filipina rehefa nanohitra ny fampianarana ara-pananahana any an-tsekoly ny Fiangonana Katolika matanjaka.

01 Novambra 2017

Fandrosoan'ny Teknolojiam-Pifandraisana sy Fampitambaovao tao Kambodza

Ninoana fa hiditra ho hita anaty rafi-pihariana fampiasana amin'ny Linux sy ireo dika vaovaon'ny Microsoft Windows ny Khmer Unicode. Hatreto aloha, nisy fiantraikany tamin'ny famokarana rindrambaiko amin'ny fiteny ao an-toerana sy ny fifandraisana ny fampidirana ny Khmer Unicode