· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Novambra, 2018

Malezia: Tokony hofoanan'ny sekoly ve ny fanadinana?

  23 Novambra 2018

Volana vitsy lasa izay,  nanambara ny mety hisian'ny fitsapam-pahaizana eny an-tsekoly ny Praiminisitra lefitra sady Minisitry ny Fampianarana ao Malezia, Muhyiddin Yassin, mba hanoloana ny fomba mifantoka amin'ny fanadinana ankehitriny amin'ny alàlan'ny fanafoanana ny UPSR (Fanadinana eny amin'ny Sekoly fanabeazana fototra) sy ny PMR (Sertifikàn'ny fampianarana fototra).

Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney

  23 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomana famintinana tsara dia tsara momba ny fomba fitantaran'ireo bilaogera Japoney ny fifidianana parlemantera tamin'ny 11 Septambra 2005 tao amin'ny firenena i David Jacobson ao amin'ny Japan Media Review . Ato anatin'ity lahatsoratra ity, i Jacobson dia nitatitra ny...

Ô ry Bandy e, Bandy ve Iny Sipa Iny?

  22 Novambra 2018

Misaintsaina momba ny fanambadian'olon-droa mitovy fananahana ireo Malezianina. Momba ilay vehivavy mpanambady, izay nanova fananahana raha nateraka ho lehilahy 30 taona lasa izay, ny bilaogera SK.

Japana: Ny Ankizy amin'izao Fotoana

  22 Novambra 2018

Inona no ataonao rehefa mankaleo anao ireo ankizivavy tanora manao toy ny any an-tranony anatin'ny fiarandalamby nefa ianao reraka avy any am-piasàna ary mba te hiaina fotsiny? Tofoka tanteraka ity lehilahy iray 35 taona tao Yokohama ka nandaka ankizivavy 17 taona iray nipetraka sy niresaka tamin'ny namany teo akaikin'ity rangahy.

Malezia: Naato tao amin'ny parlemanta i Anwar Ibrahim

  22 Novambra 2018

Andro vitsy lasa izay, napetraka tao amin'ny Parlemanta Maleziana ny hetsika hampiato ny mpitarika ny mpanohitra Anwar Ibrahim mandritra ny enim-bolana noho ny nampifandraisany ny foto-kevitra Malezia iray an'ny praiminisitra Najib Razak tamin'ny "Israely Iray".

Japana : Ny Fankafizàna Saka

  20 Novambra 2018

Ao Japana, tsy ny fanalana andro ihany no lohahevitra hany resahana ao anaty aterneto : Ny fitiavana ny biby naman'ny olombelona no resaka isan'ny tena malaza anaty blaogy. Ny saka, indrindra indrindra, dia maka ny laharana voalohany amin'ny filaharan'ny “blaogy momba ny biby”

Nakatona ilay bilaogy Shinoa andro vitsy monja taorian'ny nanendrena azy hifaninana ho an'ny fanehoan-kevitra malalaka

  20 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanameloka ny fanivanana ny bilaogin'ny mpanoratra mpomba ny demaokrasia Wang Yi ny Reporters Without Borders, izay nakatona andro vitsy taorian'ny nanendrena azy ho ao anatin'ny sokajy “fahalalàhana miteny” tamin'ny fifaninanana bilaogy nokarakarain'ny onjam-peo Alemana Deutsche Welle. Nanakatona ny bilaogy...