Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Aogositra, 2017

21 Aogositra 2017

Shina:  Nihazona Saina Manoloana Ny Kianja Olaimpika Ny Mpanao Fihetsiketsehana Tibetana

Mbola miandry ny antsipirihany bebe kokoa, kanefa ao an-toerana ny bilaogeran-dahatsary Qik.com Noel Hidalgo ary manome fanavaozam-baovao amin'ny alàlan'ny Twitter. Ity misy lahatsary iray izay nalainy minitra vitsy teo aloha tsy lavitra ny tranom-borona Olaimpika :

20 Aogositra 2017

Shina: Sary Maneho ny Fijalian'ireo “Ankizy 58 Tapitrisa Nilaozana”

Nampisahotaka ny tao amin'ny aterineto ny sarin'ilay zazavavy kely nitondra ilay anadahikeliny mbola zaza tany an-tsekoly tany Shina. Taratry ny olana ara-tsosialy hatry ny ela eo amin'ireo ankizy nilaozan'ireo ray aman-dreniny hiasa any an-drenivohitra izany.

Mitaky Ny Famotsorana Ilay Mpikatroka Mpiaro Ny Zon'ny Fananan-tany Kambodziana Tep Vanny Ny Fikambanana ONG Manerantany

"Na dia aty am-ponja aza aho sady asiana rojovy ny tànako ary manao fanamian'ny gadra, ny zavamisy dia tsy manantsiny aho."

19 Aogositra 2017

Shina: Lalaon-Tabataba

Mpanesoeso hatrany kanefa tsy mpankahala velively, namoaka azy ity androany (ary io ihany) ilay bilaogera mpanao hatsikana Wang Xiaofeng tamin'ny lohateny hoe 'lalaon-tabataba ', kilalaon-teny Shinoa iray manoloana ny Lalao Olaimpika

Nosakanana Tao Shina Ny Fetibe Gala Lohataona Shanzhai

GV Mpisolovava

Ny takarivan'ny 25 janoary 2009, tany an-trano ny ankamaroan'ny Shinoa ao amin'ny tanibe Shina, mankafy ny taona sy sakafo hariva teo am-piandrasana ny Taombaovaon'ny Volana. Fialam-boly mahazatra amin'ny alina eo anivon'ny fianakaviana ny mijery ny Fetibe Gala Lohataona alefan'ny CCTV. Tamin'ity taona ity, afaka nanana safidy izy ireo, na izany...

Shina: Bilaogera Malaza Voatsatoka Antsy

GV Mpisolovava

Adiny roa izay, nitatitra i Zola avy ao amin'ny twitter fa nahazo antso an-tariby avy amin'i Guo Jian-loong milaza fa voatsatoka antsy indroa tao amin'ny trano fivarotam-boky, One Way Street, tao Beijing ilay bilaogera malaza sady mpanoratra tantara Xu Lai ao amin'ny ProState in Flame, rehefa avy nitafatafa tamin'ny vahoaka.

14 Aogositra 2017

Thailandy: Voasivana Tao Amin'ny Tambajotra Ny Youtube, Ary Naverina An-tserasera Indray Avy Eo

Navily tany amin’ny pejin'ny MICT (Minisiteran'ny Fifandraisana sy ny Teknôlôjia) ireo mpitsidika ny vohikala fizarana lahatsary, YouTube, tamin'ny Zoma ka hatramin’ny Sabotsy atoandro lasa teo.

13 Aogositra 2017

Taobao ao Shina Miatrika Tafiotra Noho ny Fivarotana Ireo Hafatra Manokana Noventesin'ireo Ankizy Afrikana

"Mahamenatra tanteraka! Tsy tokony hoetaperin'ny Taobao fotsiny ny fiaraha-miasa amin'ireo fivarotana ireo fa tokony hanadihady an'ireo mpivarotra amin'ny dokambarotra diso sy fanavakavahana tsy tia mainty hoditra ihany koa izy!"

Nisotro Renirano Hanaporofoana Ny Fahadiovany Ilay Mpanangom-baovao Shinoa Tao Anatin'ny “Dokambarotra Nahazo Tsikera Betsaka”

"Afaka mivoatra eo amin'ny asany ity mpanangom-baovao ity. Tongava fa misy toerana ao amin'ny Biraon'ny Tontolo Iainana. Tongava maka ny toerana." "

Fanavaozana Ny Fifidianana Ao Filipina

Iray amin'ireo tsy mahomby indrindra eto amin'izao tontolo izao ny rafi-pifidianana ao Filipina. Mety maharitra iray volana mahery no hahafahana mamantatra ny voka-pifidianana aorian'ny androm-pifidianana satria mbola atao tanana ny fanisana ny vato.