Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Mey, 2014
Notanan'i Shina Ilay Mpisolovava Rehefa Avy Nanatrika Fivoriana Tao Tiananmen
Tsy sambany fanagadrana an'i Pu Zhiqiang izao. Amin'ny maha-mpitsikera mivantambantana azy amin'ny politikan'ny governemanta Shinoa, arahin'ny mpitandro ny filaminana maso akaiky izy.
GV Face: Fihetsiketsehana Tanamasoandro Ao Taiwan
Amin'ny GV Face androany, hiresaka amin'i I-Fan Lin, mpanoratra ao amin'ny Global Voices Taiwan sy i Portnoy Zheng, mpiara-mpanitsy lahatsoratra ao amin'ny Global Voices amin'ny teny Shinoa isika mikasika ny fihevitry ny ao an-toerana ny fihetsiketsehana ao Taiwan.
Mihalalina ny Krizy Politika, Hanatontosa Fifidianana Iray Indray i Thailand Amin'ny Jolay
Noho ny tsy fetezan'ny fifidianana tamin'ny febroary ho famahana ny krizy politika ao Thailand, notondroina hanatontosana ny fifidianana vaovao ny 20 Jolay. Fa mbola hidongy tsy handray anjara ve ny mpanohitra?
SARIPIKA: Navadik'ireo Mpanao Fihetsiketsehana Tao Taiwan Ho Zava-kanto Ny Fefy Vy Napetraky Ny Polisy
Nametraka sakan-dalana vy manodidina ny tranom-panjakana ny polisy mba hanakanana ireo mpanao fihetsiketehana manohitra ny nokleary tsy hitangorongorona. Ho setrin'izany, namorona ilay nomen'ny sasany anarana hoe fampirantiana zava-kanto eny amin'ny arabe ireo Taiwaney.
GV Face: “Aziatika” Loatra Teo Ampivoahana? Ny Kolontsaina Sy Ny Faharendrehan'ny Ferry No Voatsiny
Manjaka tanteraka ny fitsarana an-tendrony raiki-tapisaka momba an'i Korea Atsimo ao amin'ny ankamaroan'ireo vaovao mikasika ilay sambo ferry nilentika ka nitarika fahafatesan'olona maherin'ny 200.
Fipoahana Tao Amin'ny Garan-Dalamby, Nahafaty Olona 3 Sy Naharatrana Ampolony Tao Shina
Mampisongadina ny fanamby miandry amin'ny fiarovana sy ny fifanenjanana ara-poko miotrika ao amin'ny faritany manakarena ara-akora ny fanafihana.