· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Septambra, 2012

Myanmar (Birmania) : Tondra-drano mahery vaika indrindra tao anatin'ny 10 taona Tao Amin'ny Vinany

  02 Septambra 2012

Amin'ny teny birmana avokoa ny rohy rehetra. Nanjary loza mahatsiravina isan-taona ny tondra-drano ao Myanmar. Ny volana Aogositra, mandritra ny vanim-potoanan'ny orana, niteraka tondra-drano mahery vaika ny orambe nivatravatra tao amin'ny faritr'a vinanin'i Ayeyarwaddy Tanàna kely teo amin'ny 727 teo no tratran'ny tondra-drano ary maherin'ny 30 000 ireo mponina ao...