Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Jona, 2012

07 Jona 2012

Aung San Suu Kyi Nitsidika An'i Thailandy

Mbola filohan'i Etazonia i Ronald Reagan tamin’ ny fotoana nandaozan'i Aung San Suu Kyi, loka Nobel an'i Myanmar. 24 taona lasa izay. Tamin'ity herinandro ity, nanao fitsidihana tao Thailandy izy ka nikabary tao amin'ny “Forum Ekonomika Manerantany ” tao Bangkok. Ity fitsidihana manan-tantara nataon'i Suu Kyi ity no tena mibahana amin'ny fampahalalam-baovao....

Shina: Avela Heloka Ny Mpandripaka Olona Tao Tiananmen?

Nandritra ny fotoana fiareta-tory fanao isan-taona tamin'ny 4 Jona 2012 tao Hong Kong no nanoratan'ilay mpitarika mpianatra teo aloha Chai Ling tao amin'ny Huffington Post fa efa navelany ny heloky ny mpamono olona nandritra ny fandripahana. Tsy manaiky izany ijoroan'i Chai Ling izany ny mpitarika mpianatra iray hafa Wang Dan...

06 Jona 2012

Shina: Ady Isan-taona Hanoherana ny Sivan'ny 4 Jona

GV Mpisolovava

Omaly no fiaretan-tory fankalazana isan-taona amin'ny alàlan'ny fandrehetana labozia ny vonomokan'ny 4 Jona tao Hong Kong. Manerana ny sisintanin'ny tanibe Shina, dia datin'andro ho an'ny sivana aterineto izy ity. Ilay fepetran-tsivana dia ny fitatavanana ireo tena mafampàna mifandray aminà isa, fotoana, fahatsiarovana, terna, fikambanana ary anarana, araka ny lisitra nomen'i...