· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Korea Avaratra tamin'ny Novambra, 2018

Anatin'ny Tontolon'ny Bilaogy Japoney – Ny Onja Manohitra an'i Korea

  05 Novambra 2018

Anatin'ny lisitr'ireo bilaogy Japoney be mpijery indrindra nalahatry ny "Ninki Blog Ranking" ireo bilaogy ho an'ny renim-pianakaviana te hanampy ny zanany hahomby kokoa eo amin'ny fianarana, ireo hanaraha-maso ny fihetsik'ireo olo-malaza, ireo momba ny sakafo, ary ireo mifantoka amin'ny fifandraisana miharatsy eo amin'i Japàna sy ny mpifanila aminy ao Azia.