Tantara mikasika ny Korea Avaratra tamin'ny Novambra, 2016
Izao Tontolo Izao Araka Ny Fomba Fijery Rosiana Mahazatra

Tamin'ny fiandohan'ny volana Novambra, nanamarika tampoka ny fanohanany ilay lalàna federaly vaovao natao mba hanazavana ny faneken'ny governemanta ofisialy "ny firenena Rosiana" i Vladimir Putin.