Tantara mikasika ny Korea Avaratra tamin'ny Marsa, 2012
Shina: Resaky Ny Mpiserasera Momba Ny Zanabolana Alefan'i Korea Avaratra
Nanambara i Korea Avaratra Tamin'ny 27 Martsa 2012 fa tsy hilaozany ny tetikasany handefa zanabolana amin'ny tapaky ny volana Aprily na dia eo aza ny fitsidihana avo lenta nataon'ny Filohan'i Etazonia Barack Obama tao Korea...