· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Korea Avaratra tamin'ny Jolay, 2010

Korea Avaratra: anatin'ny ady psikolojika koa ny hatsaràn-tarehy

  24 Jolay 2010

Lasa olo-malaza any Korea Atsimo indray izao ny mpandroso sakafo Koreana Tavaratra izay mitovy be amin'ny mpilalao sarimihetsika Koreana Tatsimo. Nahazo jery an'aliny maro ny horonantsary iray ao amin'ny Youtube, mampiseho tovovavy mpianatry ny kolejy midera ny hatsaram-panahin'ny fitondràna amin'ny fianakaviany mpanefoefo. Ireo mpitsoa-ponenana Koreana Tavaratra nankany Korea Atsimo dia...