Tantara mikasika ny Makaô (Shina) tamin'ny Mey, 2021
Sazy famonjàna dimy taona no arangarangan'ny manampahefana ao Hong Kong ho an'ireo izay manatrika ny fiaretantory fahatsiarovana ny Vonomoka tao Tiananmen
Nampitandrina ny birao fa araka ny didy fanapahana momba ny filaminam-bahoaka, ireo mandika lalàna dia hiatrika hatramin'ny sazy famonjàna mandritra ny dimy taona na herintaona noho ny fampielezany (fanaovany doka ho) an'ilay fiaretantory.