· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Laos tamin'ny Aogositra, 2018

Horohorontany tany Laos, re hatrany Thailandy

  14 Aogositra 2018

Namely ny avaratra andrefan'i Laos ny horohorontany nahatratra 6,1 amin'ny refy Richter. Tsy nisy niresaka momba ny horohorontany tamin'ireo bilaogera vitsivitsy tao Laos tamin'ny fotoana nanoratana. Nisy ireo bilaogera no nanoratra momba ilay horohorontany tany Thailandy izay mpifanolo-bodirindrina aminy.