Tantara mikasika ny Hong-kong tamin'ny Oktobra, 2014
Araraotin'ny Manampahefana Mba Hamoretana Fihetsiketsehana Ny Lalàna Nataon'i Hong Kong Hiadiana Amin'ny Heloka Bevava Atao Amin'ny Solosaina
Hatramin'ny nanombohan'ny Umbrella Revolution (Revolisionan'ny Elo), efa mihoatra ny ampolony ireo mpisera amin'ny aterineto no nosamborina tao Hong Kong ary nohelohina noho ny "[fitsofohana taminà] solosaina iray, niaraka tamin'ny eritreritra hanao ratsy."