Hamelona indray ny fanahin'i Hong Kong ve ny zavabitany nandritra ny lalao olaimpika?Tsy maintsy miantehitra amin'ny governemanta ny atleta HK hahazoam-pitaovanaMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo27 Aogositra 2024
Mety ho asesika ao an-dohan'ireo mpianatra ambaratonga faharoa any Hong Kong ny “Fisainana Xi Jinping”Sosokevitra ho an'ny fandaharam-pianarana ny hampidirana ho taranja vaovao ny Fisainana Xi JinpingMpanoratra Hong Kong Free PressNandika avylavitra08 Aogositra 2024
Mitodi-doha any Shina ireo mpiantsenan'i Hong Kong fa any mora kokoaMijaly ny orinasa eo an-toerana, misafidy mandany vola any an-kafa ny HongkongersMpanoratra Chloe SzeNandika Raveloaritiana Mamisoa05 Aogositra 2024
Zavamahagaga nabontsina sa fasana? Nahazo eso ny rantin'i Hong KongNilaza ny artista niavian'ny orizinaly fa “tena ratsy” ny seho Mpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo23 Jolay 2024
Sakafo enina mampiavaka kokoa an'i Hong KongTsakitsaky mahazatra maneho an'i Hong Kong ny tsirairay amin'ny tsakisakyMpanoratra Oiwan LamNandika Raveloaritiana Mamisoa13 Jolay 2024
Ampahadimin'ireo tanora Nepaley ao Hong Kong no averina any Nepal, tsy araka nay sitraponyMaro raha mitaha amin'ny lehilahy ireo vehivavy nampodianaMpanoratra Hong Kong Free PressNandika avylavitra12 Jona 2024
Voafonon'ny fametrahana polisin'i Hong Kong maro dia maro ny fahatsiarovana ny famoretana tao TiananmenTsy hoe tsy ara-dalàna ny fahatsiarovana ny 4 Jona fa maro no raofinaMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Andriamifidisoa Zo08 Jona 2024
Mitolona ho amin'ny fahatsiarovana ny fandripahana tao amin'ny Kianjan'i Tiananmen 4 Jona 1989 i Hong Kong Melohin'ny Amnesty International i Hong Kong mampiasana lalàna hampanginana mpitsikeraMpanoratra Oiwan LamNandika Raveloaritiana Mamisoa05 Jona 2024
Fisamborana voalohany nataon'ny fiarovana anatiny tao Hong Kong, nikendrena an'i Chow Hang-tung, ilay vehivavy mpikatroka ao Tiananmen, sy ireo mpanara-dia azyNampangaina ho namoaka votoaty fikomiana izy eninaMpanoratra Hong Kong Free PressNandika avylavitra29 Mey 2024
Nosakanan'ny Google ao Hong Kong tsy ho azo idirana ny hiran-tolona prô-demôkrasia noho ny didim-pitsaranaNobahanan'ny Google ny fidirana amin'ny horonana YouTube miisa 32 sy ny hira mifandraika amin'izanyMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Andriamifidisoa Zo21 Mey 2024