· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Avrily, 2019

Shina: Mahatsiaro an'i Hu Yaobang ny praiminisitra Wen

  05 Avrily 2019

Tamin'ny taratasy misokatra nivoaka ny Alakamisy tao amin'ny People’s Daily, nampahatsiahy ny dia nahafinaritra niaraka tamin'ny praiminisitra teo aloha Hu Yaobang nogadraina sy nalàna baraka ny praiminisitra Shinoa Wen Jiabao. Mankalaza ny faha-21 taonan'ny nahafatesany ilay taratasy.

Shina: Miala amin'ny Rindrin'Afo Lehibe

GV Mpisolovava  03 Avrily 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nahavita nanao fanadihadiana ireo mpisera aterineto Shinoa mampiasa ny fitaovana fandinganana ny Rindrin'Afo Lehibe i Jason Ng avy ao amin'ny Kenengba. Nahavita nanangona lahatahiry miisa 5.300 izy tao anatin'ny 10 andro tao amin'ny Twitter, bilaogy bitika 163, bilaogy bitika Tencent,...

Shina: “Dingana Lehibe Mandroso” ao Hebei

  02 Avrily 2019

Mihoatra ny 1000 ny mponina ao amin'ny faritanin'i Hebei ho voakasiky ny fandroahana an-tery alohan'ny 5 Jona, ao anatin'ny tetikasa fampandrosoana  ataon'ny governemanta, izay nantsoin'ny hevitra antserasera hoe "Fandrosoana Lehibe".