· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Oktobra, 2017

Ny Olan'ny Google Tao Shina

  03 Oktobra 2017

Nahazo tsikera noho ny tsy fahombiazany tamin'ny fanomezana tolotra tsy mari-toerana ho an'ny mpanjifa Shinoa i Google, ilay maotera fitadiavana goavana indrindra manerantany, noho ny sivana antserasera nohamafisina, na ny Great Firewall of China (Rindrin'Afo Lehibe ao Shina), nandritra ny fankalazana ny faha-17 taonan'ny Famonoan'olona tao Tiananmen.