· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Aogositra, 2008

Shina: Tambajotra Viritoaly idifiana sivana

  01 Aogositra 2008

Tamin'ny alalan'ny PandaPassportn'i Rick Martin tao amin'ny Facebook milaza Tambajotra Viritoaly: “Ho an'ny rehetra any Shina, ity no  fanararaotra hijerenao izay tianao hojerena (ialana amin'ny sivana manjaka any).  Mametraka rindrambaiko (riindrankajy) vetivety monja dia vonona ny rehetra…andramo dia ho hitanao.