Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Jona, 2024
Ahoana no handanjalanjan'i Shina ny fifandraisana amin'ny Rosiana sy amin'ny Eoropeana taorian'ny Vovonan'ny Fandriampahalemana tany Soisa?
Niantso fifampiresahana hafa momba ny fandriampahalemana i Shina taorian'ny Fihaonambe Soisa, saingy tsy manana marimaritra iraisana amin'ny fihaonana i Rosia sy Okraina.
Ametraham-padintseranana indray ny takela-masoandro Shinoa ho fampandrosoan'i Brezila ny indostriany
Nandritra ny taona maro i Brezil niankina amin'ny takela-masoandro shinoa hanome angovo mifindra mankany amin'ny angovo maitso. Fa noho ny fametrahana indray ny fandintseranana amin'ny fanafarana fampitaovana angovon'ny masoandro, dia mety ho voahozongozona izany sehatrasa izany.
Vondrona Filipiana mihaika ny fandraràm-panjonoana ‘mandeha ila’ sy ‘tsy misy fotony’ napetrak'i Shina ao Ranomasin'i Shina Atsimo
“Fanehoam-panoheran'ny mpanjono ilay fandraràna ataon'i Shina tsy manana fotony amin'ny jono amin'ny fari-dranomasintsika izao.”
Taïwan sy Borkina Faso: tantara diplaomatika misaritaka
Tany amin'ny andian-taona 60 dia hita tao Afrika i Taïwan, saingy zara raha misy tsaroana ny amin'izany vanimpotoana izany, araka ny fanazavan'i Dramane Thiombiano, Borkinabe mpikaroka mipetraka ao Taïwan.
Fifidianana Taiwan 2024: tsy vitan'ny DPP antoko eo amin'ny fitondràna ny nihazona ny maro an'isa tao amin'ny antenimiera mpanao lalàna taorian'ny nandreseny tamin'ny fifidianana ny ho filoham-pirenena
Tsy vitan'ny Democratic Progressive Party (DPP) antoko eo amin'ny fitondràna ao Taiwan ny nihazona ny maro an'isa tao amin'ny antenimiera mpanao lalàna taorian'ny nandreseny tamin'ny fifidianana ny ho filoham-pirenena. Mety hanangana fiara-mitantana ireo antoko mpanohitra ka hifehy ny antenimiera.
Hanome bolongan-tsolika ve i Ekoadaoro na dia teo aza ilay referendum manantantara?
Napetraky fitsapankevi-bahoaka manantantara nampitsahatra ny fitrandrahana solika rehetra ao amin'ny valan-javaboarim-pirenen'i Yasuni ao Ekoadaoro amin'ny toerana sarotra ireo Shinoa mpampiasa vola.
Mitolona ho amin'ny fahatsiarovana ny fandripahana tao amin'ny Kianjan'i Tiananmen 4 Jona 1989 i Hong Kong
Nanomboka nanolotra ny fijoroany ho vavolombelona/fahatsiarovana manokana momba ny fahatsiarovana ny 4 Jona nanomboka ny 30 Aprily 2024 i Chow — manamarika ny fanisana 35 andro ho an'ny tsingerintaona faha-35n'ny famoretana ny 4 Jona 1989 tany Shina ny daty.
Manakaiky ireo mpitondra mpanao jadona ny filoha Aliyev
Tao anatin'ireo tranga rehetra ireo, vitan'ny governemanta Azerbaijani sy ny lehibeny ny nanatanteraka fifandraharahàna ara-bola mampiahiahy sy nametraka fifamatorana vaovao no sady namoritra ny fahalalahana