Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Mey, 2024
Fisamborana voalohany nataon'ny fiarovana anatiny tao Hong Kong, nikendrena an'i Chow Hang-tung, ilay vehivavy mpikatroka ao Tiananmen, sy ireo mpanara-dia azy
Mialoha ny fankalazana ny faha-35 taonan'ny 4 Jona, nambaran'ny pôlisy ao Hong Kong fa nampiasaina tanaty ranty anaty Facebook ny "daty iray saropady" mba handranitana fankahalàna ny governemanta foibe sy ny ao Hong Kong