Noraràn'ny polisy shinoa ireo fitafy ‘hafahafa’ ary nohodidininy ireo mpifety mialoha HalloweenNilazàna hanaisotra ny costumes ny mpandray anjara ary nosamborinaMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo31 Oktobra 2024
Nandritra ny lanonana fametrahana ny filoha, nampifandanjain'i Taiwan ireo fihenjanana momba ny maripamantaranaNankalazain'ilay hetsina ny vazimba teratany sy ny foko shinoaMpanoratra Filip NoubelNandika Ornella26 Oktobra 2024
Jubi, mpamoaka vaovao ao Papoazia notafihana tamin'ny baomba MolotovNolazain'ny tonian-dahatsoratra fa efa nisy baomba iray ihany koa napetraka teo akaikin'ny tranony tamin'ny 2023Mpanoratra Mong PalatinoNandika avylavitra25 Oktobra 2024
#FreeMechDara: Nosamborina ilay mpanao gazety nitory raharaham-pisolokiana anjotra tao KambodzaNiampanga azy ho namoaka 'vaovao sandoka' amin'ny asam-pitrandrahana ny manampahefana Mpanoratra Mong PalatinoNandika Raveloaritiana Mamisoa17 Oktobra 2024
Voatendry ho Lehiben'ny Mpanatanterak'i Macau ankehitriny ny kandidà tokana Sam Hou FaiTeraka tany Shina Tanibe ny lehiben'ny mpanatanterakaMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo16 Oktobra 2024
Arovan'ireo vazimba teratany ny fomba fambolena nentindrazany ao amin'ny faritra avaratr'i ThailandyNanimba ny fomba fambolena mihodina nentindrazana ilay fandraràna ny fanaovana tavyMpanoratra PrachataiNandika NGOUNE SOPHIA LAURAINE, Sylvia Aimée16 Oktobra 2024
Nitarika tsikera sy fiantsoana tany amin'ny polisy ny tolo-kevitra tsy maintsy hanaovana fanamarinana halal tao MalayziaMpanao lalàna nanana ahiahy tamin'ny tolo-kevitra iray notoriana tany amin'ny polisy fa manohintohina fahatsapana ara-pivavahana.Mpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo14 Oktobra 2024
‘Peringatan Darurat’: Hetsi-panoherana tarihin'ny tanora iadiana amin'ny kolikoly sy ny kiantranoantrano ao IndoneziaNiezaka nanafoana ny didim-pitsarana mifandraika amin'ny lalàm-pifidianana ireo mpanao lalànaMpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena13 Oktobra 2024
Nolazain'ny polisin'i Hong Kong ny orinasa teknolojika Etazoniana hanakatona tranonkalam-baovao am-pielezana noho ny filaminam-pirenenaNaorin'ny ampielezana mpikatroka tamin'ny taona 2021 ny Koriana HKMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Andriamifidisoa Zo10 Oktobra 2024
Miady ho ‘Nepaley’ ireo ankizy teratany japoney-NepaleyMizatra amin'ny fiainana sy ny fianarana any Nepal ny zanaky ny ray aman-dreny Nepaley miasa any JapanaMpanoratra Nepali TimesNandika Raveloaritiana Mamisoa07 Oktobra 2024